• Alarobia 21 Martsa 2018
Actualités.« Assurance vie » Maro ny Malagasy efa liana aminy

Maro ny Malagasy efa tonga saina ka miezaka mitsinjo ny vody andro merika ankehitriny. Araka izany, tsy vitsy intsony no miditra amin’ireny sehatra fiantohana isan-karazany ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 21 Martsa 2018
Actualités.Malagasy maro an’isa Tsy miaina fa manavotr’aina

Miteny ny sary rehefa mijery ny zava-misy eto an-drenivohitra sy ny manodidina fa tena maro be ireo Malagasy mitrongy vao homana; izany hoe mila miasa mafy isan’andro manomboka amin’ny 5 ora maraina ka hatramin’ny 6 ora hariva vao mahita hanin-kohanina isan’andro

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2018
Actualités.Mpandraharaha ny fonja Mitohy anio ny fitokonana

Tsy nisy ny fanaterana voafonja teny amin’ny fitsarana ary tsy nisy koa ny fandraisan’ireo mpandraharaha ny fonja voafonja vaovao, raha ny fampitam-baovao omaly, noho ny fisian’ilay fitokonana fanairana notontosain’izy ireo tetsy Antanimora omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2018
Actualités.Fampitaovan’ny CLD any Morombe Lasa propagandin-dRajoelina ?

Miantso ny manampahefana manomboka amin’ny filoham-pirenena, antenimieram-pirenena, lehiben’ny faritra, indrindra ny Bianco mba hanara-maso ny vola sy fitaovana amin’ny alalan’ny CLD (Komitim-paritry ny fampandrosoana) ny fikambanan’ireo ben’ny tanàna 9 any amin’ny distrikan’i Morombe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2018
Actualités.Mpiasam-panjakana ambony Misy tsy faly amin’i Maharante Jean de Dieu

Tratry ny tsindry avy amin’ireo mpiasam-panjakana ambony nahavita fianarana tao amin’ny sekoly manofana ho mpiasam-panjakana na ny ENAM ny minisitry ny asam-panjakana sy ny lalàna sosialy Maharante Jean de Dieu ankehitriny noho ny resaka fanendrena olona.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 20 Martsa 2018
Actualités.Takaitran’ny rivodoza Eliakim Tafiakatra 17 no maty

Miisa 15.772 ireo naratra ary 17 ireo namoy ny ainy raha toa ka 600 ireo olona tsy manan-kialofana tsy fidiny vokatry ny fandalovan’ny rivodoza Eliakim teto Madagasikara ny faran’ny herinandro teo. Tena voa mafy ny ilany avaratra sy atsinanan’ny nosy.

Hamaky ny tohiny
FTT