Actualités

Malagasy maro an’isa Tsy miaina fa manavotr’aina


  • Alarobia 21 Martsa 2018

Miteny ny sary rehefa mijery ny zava-misy eto an-drenivohitra sy ny manodidina fa tena maro be ireo Malagasy mitrongy vao homana; izany hoe mila miasa mafy isan’andro manomboka amin’ny 5 ora maraina ka hatramin’ny 6 ora hariva vao mahita hanin-kohanina isan’andro

 

.Misy fotoana aza mbola sakafo ambany foitra no arapaka rehefa tsy misy izay ny karama.Mpanasa lamba, mpitarika posy, mpivarotra amoron-dalana, mpanera, mpanao kiraro, mpivarotra hani-masaka, mpivarotra kafe sy dite mitety tanàna, mpivarotra mangidy…izany no asa ilofosana isan’andro ary tsy mety ny  hoe mba mijanona kely tsy miasa, satria tonga dia tsy misy vola iainana.Tsy mba fantatr’izy ireo izany hoe manao vola tahiry, na miala sasatra kely mandritra ny herinandro; rehefa marary moa tonga dia maro no kivy satria tsy misy vola itsaboan-tena na hidirana hopitaly.Santionany amin’izany fahasahiranan’ny Malagasy izany no aseho amin’ny ireto fanadihadiana roa manaraka ireto.

1-Mpanasa lamba

2-Mpivarotra kafe

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • SALON
  • Zoma 23 Oktobra 2026

INTERNATIONAL DE L’HABITAT

  • Fandraharahana
  • Zoma 23 Oktobra 2026

ara-pizahantany

  • GRANDE BRADERIE
  • Zoma 23 Oktobra 2026

DE MADAGASCAR

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

Hijery ny tohiny
FTT