• Sabotsy 24 Martsa 2018
Actualités.MPANAKANTO NODIMANDRY

Nodimandry omaly ilay mpanakanto ara-pilazantsara vao erotrerony Barry’s Andrianarivelo. Efa nihira tao amin’ny tarika Les Adélines izy taloha,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Actualités.Jean Théodore Ranjivason Namoaka boky hanatsarana ny fanabeazana

Nampahafantarina tamin’ny fomba ofisialy omaly alakamisy 22 martsa tetsy amin’ny IKM Antsahavola ny boky vaovao nosoratan’ny profesora Jean Théodore Ranjivason mitondra ny lohateny hoe « Fampanjariana ny fanabeazana ».

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Actualités.Henan’omby avy aty Madagasikara 600 000 Ar ny kilao any Sina

Manondrana omby any Sina i Madagasikara. 1 000 000 Ariary ny hividianan’ny kelimaso ny ombin’ny Malagasy. Rehefa tonga any Sina anefa dia 600 000 Ariary ny kilaon’ny henan’omby. Raha atao hoe 500 kilao ny omby iray dia tafavoaka hatrany amin’ny 300 000 000 Ariary ny vidiny.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Actualités.45 % n’ny fanondranana vatosoa maneran-tany Miainga ao Atsimo Andrefana

Azo atao tsara ny mampandroso an’i Madagasikara sy manala ny vahoaka Malagasy ao anatin’ny fahantrana. Fanoitra fototra ho an’ny fampivoarana ny fiarahamonina Malagasy ihany koa ny fanandratana ny kolontsaina isam-paritra, hoy ireo mpikambana ao amin’ny “Planet Renew”.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Actualités.Mpivarotra finday amoron-dalana Mitombo isa hatrany eto an-drenivohitra

Mitombo isa hatrany ireo mpivarotra finday amoron-dalana eto an-drenivohitra amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 23 Martsa 2018
Actualités.Fahatapahan’ny herinaratra Notebahan’ny Jirama ny Airtel

Nisy fahatapahana ny tambajotra Airtel ny talata 20 martsa lasa teo, nanomboka ny maraina ka hatrany amin’ny tamin’ny 4 ora tolakandro tany ho any.

Hamaky ny tohiny
FTT