• Alarobia 04 Aprily 2018
Actualités.Kaominina Ambohimalaza Mitrandraka tsy miato ny Sinoa

Efa an-taonany izao no mitrandraka vato tsy miato ao anatin’ny kaominina Ambohimalaza ireo teratany sinoa maromaro. Tany ana ha maro no efa potika tanteraka ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Actualités.Vidin-tsolika Atao fitaovana politika

Tsy « poisson d’avril » fa tena izy ! Niakatra indray ny vidin’ny solika teto Madagasikara ny alahadin’ny paska 1 aprily lasa teo. Samy nahitana fitomboany 90 ariary isaky ny litatra na ny lasantsy na ny gazoala.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Actualités.Marc Ravalomanana Tsy mbola miresaka politika aloha

Raha tsy re feo elaela Atoa Marc Ravalomanana dia niverina nitety faritra sy nifampiserasera mivantana tamin’ny vahoaka indray nanomboka ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Actualités.Fiofanana CNaPS – FLM Tsy Diso anjara i Toamasina

Anisan’ireo synodam-paritany tsy diso anjara tamin’ny fiofanana avy amin’ny Tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy ny FLM Toamasina. Tonga nitarika ny delegasionan’ny mpampiofana andriamatoa Andriantsalama Manan’Iala izay talen’ny informatika eo anivon’ny CNaPS foibe.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Actualités.Tobim-piantsonana Andohatapenaka Manomboka maloto sy gaboraraka

Tsy araka ny nanampoizana azy ny zava-mitranga eny amin’ny tobim-piantsonana vaovao Andohatapenaka ankehitriny. Ankoatra ny fidiran’ny mpanera sy ny fisian’ireo mpivarotra mandehandeha araka ny efa nitaterana azy teto amin’ny gazety Tia Tanindrazana dia efa manomboka maloto sy gaborakaka tanteraka ihany koa ny eny an-toerana amin’izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 03 Aprily 2018
Actualités.Toamasina II Mirongatra ny ady tany

Mirongatra ny ady tany ao amin’ny distrikan’i Toamasina faharoa. Tafakatra 50 isa hatreto ny fitarainana voarain’ny fikambanana HAFARI Malagasy any an-toerana, tarihin’ny filohany Rtoa Flavie Alexandrine.

Hamaky ny tohiny
FTT