- Alatsinainy 09 Aprily 2018
Actualités.Fandroahana mpiasa tao amin’ny SAMVA Hiakatra fitsarana anio ny raharaha
Mitohy hatrany ilay raharaha nandroahana mpiasa tsy ara-drariny teo anivon’ny orinasa SAMVA.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ilay raharaha nandroahana mpiasa tsy ara-drariny teo anivon’ny orinasa SAMVA.
Hamaky ny tohinyNanatanteraka fivoriambe tao amin’ny efitrano Amphi 24 ao amin’ny FLSH Ankatso ny Sendikan’ny mpampianatra-mpikaroka sy mpikaroka-mpampianatra na ny SECES Sampana Antananarivo ny alakamisy 5 aprily lasa teo.
Hamaky ny tohinyAnisan’ny olana mitranga eny anivon’ny fiaraha-monina, indrindra fa ny eny amin’ny faritra iva ny adina mpivady.
Hamaky ny tohinyFeno herintaona katroka anio zoma 7 aprily ny didy fampidirana am-ponja vonjimaika an’i Claudine Razaimamonjy noho ny resaka kolikoly. Ny 3 aprily 2017 no nisamborana azy teny anoloan’ny Lapan’ny Kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, rehefa tsy namaly ny fampiantsoana nataon’ny Bianco hanaovana fanadihadiana.
Hamaky ny tohinyNiteraka resabe nandritra ny fotoana maro ny fanalam-baraka natao tamina depiote vehivavy tany anaty tambajotra sosialy. Nampalahelo ny tranga niseho nefa samy mahalala ny rehetra fa ny ankamaroan’ny ankizy sy ny tanora dia mampiasa “Facebook” ankehitriny.
Hamaky ny tohinyNahatratra 1.500.000 isa ireo ankizy mpianatra manerana ny Nosy no nitsoaka an-daharana an-tsekoly tamin’ny taona 2009 raha ny fanadihadiana natao. Ireo nanovo fahalalana teny anivon’ny sekoly ambaratonga fototra no tena voakasika vokatry ny krizy politika nitranga teto amin’ny firenena.
Hamaky ny tohiny