• Alakamisy 12 Aprily 2018
Actualités.Rafitra mahaleotena Anarany fotsiny ny an’ny Bianco sy ny CENI

Vaomieram-pirenena tena mahaleotena momba ny fifidianana ny CENI, ary ny Bianco kosa, dia Birao Mahaleotena misahana ny ady amin’ny kolikoly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Actualités.Fanondranana hazo sarobidy Nangina tanteraka ny fitsarana

Tamin’ny fiandohan’ny taona 2009 no tena nampalaza ny fanondranana ny hazo sarobidin’i Madagasikara. Hazo sarobidy tahaka ny andramena sy voamboana an-jatony no nolazaina fa tapaka isan’andro tamin’izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Actualités.HAFARI Malagasy Hangataka tanim-panjakana hanampiana ireo rava trano

Onena ireo olona rava trano marobe eto an-drenivohitra ny filoha nasionalin’ny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 12 Aprily 2018
Actualités.Ady tany eny Anosibe Lasa amin’ny anaran’ny mpanofa ny trano…

Tany iorenan’ny Villa Manohisoa sy ny Villa Soniedanana eny Anosibe akaikin’ny lalamby no miteraka fifanolanana eo amin’ny mpianakavy ary tafiditra ao anatin’izany ihany koa ny mpanofa trano.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aprily 2018
Actualités.Fanarenam-pirenena Mihetsika ny Katolika

Latsaka an-katerana tanteraka sy tafahitsoka tanteraka ao anatin’ny fahantrana ny firenentsika. Miara-miaina izany isika rehetra, ary samy manam-paniriana ny hitondra fanovana, hoy ny fanambarana lehibe nataon’ny fikambanana Katolika K3F (Komitin’ny Fahamarinana-Fandriampahalemana-Fiadanana) tao amin’ny Lapan’ny Kilonga ao amin’ny Saint Jean Vianney Ambalapaiso Fianarantsoa omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 11 Aprily 2018
Actualités.Haino aman-jery manohana fitondrana Avy aiza ny volabe nananganana azy ireo ?

Mitombo isa hatrany ireo haino aman-jery niforona tamin’ ity taona 2018 ity. Ho an’ ny televiziona manokana dia mahatratra 15 izy ireo ankehitriny raha 12 tamin’ny taon-dasa. Marihana fa ny 85% amin’izy ireo dia manohana fitondrana avokoa.

Hamaky ny tohiny
FTT