- Zoma 13 Aprily 2018
Actualités.Mpitondra malagasy Lavitry ny fenitra
Nalaza tamin’ny tetezamita nanomboka ny taona 2009 izay anisan’ny loharano nipoiran’izao fitondrana HVM izao ny teny hoe manara-penitra.
Hamaky ny tohinyNalaza tamin’ny tetezamita nanomboka ny taona 2009 izay anisan’ny loharano nipoiran’izao fitondrana HVM izao ny teny hoe manara-penitra.
Hamaky ny tohinyMiverimberina ny fitakiana isan-karazany eto amin’ny firenena noho ny tsy fisian’ny tena vahaolana maharitra, fa ny fampandriana adrisa no betsaka, hany ka miotrika eny foana ny fitakiana.
Hamaky ny tohinyNiditra tamin`ny fihaonana fahatelo ny mpanao gazety sy ny mpitandro ny filaminana mahakasika ny fandrafetana ilay fifanarahana arak`asa (protocole d`accord) eo amin`ny roa tonta.
Hamaky ny tohinyMisy andian’olona mitonona ho mpiasan’ny Kaominina an-dRenivohitr’Antananarivo mandrahona sy mampitahotra ireo mpivarotra ary maka vola amin’izy ireo ankehitriny.
Hamaky ny tohinyBetsaka ireo tranga eny anivon’ny fiarahamonina andrenesana vono sy fandratrana olona amin’izao.
Hamaky ny tohinyNamaly bontana ny fanambarana nataon'ireo miaramila manamboninahitra misotro ronono tetsy amin'ny Hotely La Rotonde Besarety ny alarobia teo ny minisitry ny fiarovam-pirenena ny Jeneraly Béni Xavier Rasolofonirina omaly.
Hamaky ny tohiny