• Alarobia 02 Mey 2018
Actualités.Tsy fanarahan-dalàna eto Madagasikara Hitarafana ny tsy fandrosoana

Raha misy firenena tena tsy manara-dalàna dia anisany i Madagasikara. Miainga hatrany amin’ny fitondrana mihitsy izany ary tonga eny amin’ny isam-batan’olona izay entina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2018
Actualités.Tsena vaovao ao Moramanga Tadiavin’ny fanjakana omena tantanan’ny vahiny, nitroatra ny VOT

Taorian’ny fahavitan’ilay tsena lehibe ao Moramanga hahafahan’ireo vahoaka any an-toerana mivarotra ara-dalàna dia fantatra izao fa tadiavin’ny fitondram-panjakana omena tantanana vahiny izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 02 Mey 2018
Actualités.Misaona ny asa fanaovan-gazety Nodimandry i Juliana Andriambelo

Nodimandry omaly talata 1 mey teo amin’ny faha-60 taonany Ramatoa Juliana Faralalao Andriambelo, tale jeneralin’ny orinasan-gazety Midi Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Actualités.Loza amin’atambo Hikatso ny fadintseranana

Hikatso ny raharaha eny anivon’ny fadintseranana manomboka ny alarobia 2 mey satria nanamafy ny hanampy tosika ny hetsi-pitolomana eny amin’ny Kianjan’ny 13 mey ny mpiasa, raha ny nambaran’ny filohan’ny Sendikan’ny Mpiasan’ny Ladoany SEMPIDOU, Herizo Andrianavalona ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Actualités.Groupe Vidy Varotra Nitohy tany Mantasoa ny fankalazana ny faha-15 taona

Taorian’ny hetsika niarahana tamin’ireo mpiara-miasa teny amin’ny hotel Carlton ny alarobia 18 aprily lasa teo dia nitohy teny amin’ny Domaine de l’Ermitage – Mantasoa ny sabotsy 28 aprily teo ny fankalazana ny faha-15 taona niorenan’ny “Groupe Vidy Varotra”.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Aprily 2018
Actualités.Fanampiana an’i Eric FOU HEHY Namaly ny antso ny prezidansa

Voan’ny aretin’ny voa ihany koa i Eric Rakotoarimanana ilay mpanao hatsikana fanta-daza ao amin’ny tarika Fou-Hehy.

Hamaky ny tohiny
FTT