• Alatsinainy 14 Mey 2018
Actualités.Fikambanamben’ny zanak’Atsimo Atsinanana Tsy manaiky ny handrobana ny fananany

Nivoaka tamin’ny fahanginany taorian’ny fandinihan’izy ireo ny toe-draharaha ara-politika misy eto amin’ny firenena, noho ny fifanolanana misy eo amin’ny Hvm an-daniny sy ireo depiote mpanohitra mivondrona ao amin’ny depioten’ny fanovana an-kilany, ny fikambanamben’ny zanak’Atsimo Atsinanana na “AGSE” ny zoma antoandro tao amin’ny foiben’ny fikambanan’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2018
Actualités.“Zone Rouge” arantiranty Manomboka mikoropaka ny fitondrana HVM

Tsikaritra tamin`iny herinandro lasa teo iny fa manomboka mipetraka ny kofehy mena hamantarana fa “zone rouge” ny faritra iray, indrindra manoloana ireny lapa-panjakana sy toby miaramila ireny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 14 Mey 2018
Actualités.Ahmad - filohan’ny CAF Olona faha 15 to teny indrindra aty Afrika

Mahatsapa ny mpanara-baovao aty Afrika, indrindra fa ireo mpankafy ny fanatanjahantena sy ny taranja baolina kitra, araka ny vaovao navoakan’ny gazety boky Jeune Afrique fa manomboka hita mivaingana ny fanatsarana nentin’ny filohan’ny CAF Ahmad momba ity taranja iray be mpankafy indrindra eto ambonin’ny tany ity.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Actualités.Raharaha Houcine Arfa Toa tsy hita izay niafarany

Tsy mbola nifarana ny raharaha Houcine Arfa na somary nangingina aza tato ho ato. Maro ny ampamoaka nataon`ity gadra nitsoaka ity tamin`ny haino aman-jery frantsay,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Actualités.Tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia Hasongadina ny karazan-tsakafo avy any amin’ny faritra

Hotanterahina manomboka ny alarobia 16 mey izao etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena etsy Mahamasina, haharitra efatra andro, ilay tsenaben’ny sakafo sy ny lakozia andiany fahasivy karakarain’ny ESCOMA.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 12 Mey 2018
Fakana ny fom-bahoaka Hivaro-bary 800Ar.kg ny fanjakana

Efa ho iray volana teo ho eo izay ny avy ao amin’ny minisiteran’ny varotra, ny minisiteran’ny mponina, ny minisiteran’ny serasera ny hivarotra vary amin’ny vidiny mora mba hitsinjovana ireo fianakaviana marefo. Atomboka eto amin’ny faritra Analamanga izy io,

Hamaky ny tohiny
FTT