• Zoma 18 Mey 2018
Actualités.Fisotroana ronono 5 litatra isan’olona isan-taona monja ny an’ny Malagasy

Mbola tena ambany dia ambany tokoa ny tahan’ny fisotroana ronono eto amintsika, araka ny tatitry ny Malagasy Dairy Board ( MDB), omaly. 1 sotrokely isan’olona isan’andro monja mantsy izany, manome 5 litatra isan’olona isan-taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Mey 2018
Actualités.Mpivarotra eny Analakely sy ny manodidina Nisy ireo nanakatona ny tsenany, omaly

Na dia tsy nikatona 100 % aza ireo mpivarotra teny Analakely omaly noho ny fangatahan’ireo solombavambahoaka 73 mianadahy ho an’ny fanovana mba hifanotrona amin’ny tolona dia betsaka ihany ireo nanaraka izany niara-nientana tamin’ny vahoaka.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Mey 2018
Actualités.Chenille legionnaire Loza mitatao amin’ny fambolena eto Madagasikara

Tranga vaovao eto Madagasikara ny chenille légionnaire fa raha ny any Afrika dia efa zavatra mahazatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Actualités.Mpiasan’ny MINFOP « Tsy mila an’i Maharante Jean de Dieu intsony izahay »

Mikatso tanteraka fikarakarana taratasy eo anivon’ny tontolon`ny asam-panjakana manerana ny nosy. Nanakatom-baravarana sy hampikatso ny fampandehanan-draharaha rehetra ireo mpiasa eo anivon`ny minisiteran`ny asam-panjakana ,ny fanavaozana ny fitantanan-draharaham-panjakana, ny asa ary ny lalàna sosialy eny amin’ny 67 HA, fantatry ny maro kokoa amin’ny hoe MINFOP.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Actualités.Tolona sendikaly Nahazo rariny teny amin’ny fitsarana

Nafana dia nafana ny tolona sendikaly tamin`ity indray mitoraka ity kanefa zon`izy ireo no takiany. Omaly no namoaka ny didiny ny filankevi-panjakana ka naato ny didy famindran-toerana sy fanasaziana an`ireo mpiasa nikasa hanangana sendika eo anivon`ny toeram-piasana misy azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 16 Mey 2018
Actualités.Fokontany Amboasarikely Antsahavola Nahazo toeram-pidiovana sy fanasana lamba vaovao

Omaly talata 15 mey no natolotry ny minisitry ny rano, ny angovo ary ny akoran’afo, Lantoniaina Rasoloelison, tamin’ny fomba ofisialy ny toeram-pidiovana sy fanasana lamba vaovao ho an’ny mponin’Amboasarikely Antsahavola.

Hamaky ny tohiny
FTT