Actualités

Chenille legionnaire Loza mitatao amin’ny fambolena eto Madagasikara


  • Zoma 18 Mey 2018

Tranga vaovao eto Madagasikara ny chenille légionnaire fa raha ny any Afrika dia efa zavatra mahazatra.

Araka izany dia nisy ny fanentanana ny tantsaha. Teo ihany koa ny fanofanana ny teknisianina ao amin’ny minisiteran’ny Fambolena. Loza mitatao amin’ny fambolena eto amintsika io ka noho izany dia nohamafisina hatrany ny fifehezana sy ny fomba entina mamongotra azy. Manoloana izany anefa dia mila mitsinjo hatrany ny tontolo iainana ka tsy azo atao loatra ny manatobaka ny akora simika iadiana aminy. Araka izany, miditra amin’ny tetikasa iray hafa handrafetana ny politika hiadiana amin’ny chenille légionnaire i Madagasikara izay tohanan’ny FAO (sampandraharahan’ny firenena mikambana momba ny sakafo)

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • 48 ora taorian’ny
  • Zoma 23 Oktobra 2026

fanambaran’ny PRRM

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

Hijery ny tohiny
FTT