• Sabotsy 19 Mey 2018
Actualités.Diaspora Kristianina Malagasy Nitondra fampaherezana ho an’ny firenena

Namoaka fanambarana ny avy amin’ny Diaspora Kristianina Malagasy na ny DKM, izay manana ny foibeny any Paris Frantsa manoloana ny toe-draharaha mafana sy ny olana mahazo ny firenena Malagasy amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Actualités.Startup Weekend Fianarantsoa Hanome sehatra hatrany ny fandraharahana

Omaly zoma 18 mey no nampahafantarina tetsy amin’’ny EDBM (Economic Development Board of Madagascar) ilay hetsika maneran-tany “Startup Weekend” momba ny fandraharahana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Actualités.Fitokonana ZAP 19 isa amin’ireo 1787 ihany no misy sekoly sahirana, hoy ny minisitera

Mihamitombo hatrany tato ho ato ireo mpianatra mandeha mitokona milanja sorabaventy manatevina ny tolon’ireo solombavambahoakan’ny fanovana 73 mianadahy etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey. Anisany ireo mpianatry ny CEG avy any Ambatomirahavavy, Ambohimanarina ary Nanisana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Actualités.Famonoana ilay “surveillant” Mpianatra 3 no tena nidaroka mafy azy

Telo lahy no nohazavain’ny vadin’ny Surveillant an’ny Lisea Rabearivelo fa tena tompon’antoka amin’ny fahafatesan’ilay rangahy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 19 Mey 2018
Actualités.CNaPS – FLM Nidina tany Betroka nanofana momba ny fiahiana ara-tsosialy

Nahazo fampiofanana avy amin'ny CNaPS ireo lehiben’ny sampandraharaha maro ny FLM Betroka. Taorian'ny fifanaraham-panaovan-tsonia teo amin'i Dr Rakotonirina David,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 18 Mey 2018
Actualités.Mpiasam-panjakana ambony Tsy manaiky tsindritsindry intsony

Nanao fanambarana lehibe tetsy amin’ny minisiteran’ny atitany Anosy ny sendikan’ny mpiasam-panjakana ambony na ny SYNAD omaly alakamisy 18 mey manoloana ny tsindry isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
FTT