• Alakamisy 31 Mey 2018
Actualités.« Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail » Mitaky ny fametrahana minisitera teknisianina

Omaly alarobia 30 mey no nanao fanambarana tetsy amin’ny Ministère de la Fonction Publique, de la Réforme de l’Administration, du Travail et des Lois Sociales (MINFRAPTLS) ireo Syndicat Autonome des Inspecteurs du Travail (SAIT) manoloana ny toe-java-misy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Actualités.Hetra azo avy amin’ny sigara 376 miliara ariary tamin’ny taona 2017

Na dia maro aza ny fanambarana ny amin’ny haratsian’ny fifohana sigara sy ny voka-dratsy mety hoentiny amin’ny fahasalamana dia tsy azo ihodivirana ny vola ampidiriny amin’ny kitapom-bolam-panjakana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Actualités.Fananganana fotodrafitrasa eny Ampitatafika Hiteraka tombontsoa ho an’ny mponina

Taorian’ny fivoahan’ilay didim-panjakana laharana 2018-372 ho an’ny kaominina Ampitatafika ka naneken’ny fanjakana ny hanaovana tanana vaovao ny ao amin’ny tanimenabe dia fantatra fa efa miroso tanteraka amin’ny fanatanterahana ny tetikasa ny kaominina ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 31 Mey 2018
Actualités.Gazety « Ora fahafiry izao ?» Hampahafantatra fa mbola miasa Andriamanitra

Nampahafantarina tetsy amin’ny Karibo hotel Analakely omaly ny fivoahan’ny laharana voalohan’ny gazety Kristianina mpiseho isan-kerinandro, « Ora fahafiry izao ? ».

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Actualités.Minisiteran’ny asa sy ny asam-panjakana Mikatso tanteraka ny asa

Tsy mbola misy miasa ireo mpiasa eo anivon’ny minisiteran’ny asa sy ny asam-panjakana ary ny lalàna sosialy etsy 67 ha hatramin’izao, mikatso tanteraka ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Mey 2018
Actualités.Horohorontany 272 tao anatin’ny 5 volana Mbola tsy fantatra mazava ny antony

Nihanahazo vahana ny horohorontany hatramin’ny fiandohan’ny taona, tranga tsy dia mahazatra loatra. Nahatratra 272 ny isany tato anatin’ny 5 volana, izany hoe janoary hatramin’ny volana mey.

Hamaky ny tohiny
FTT