• Zoma 08 Jona 2018
Actualités.Sendika Mahaleotenan’ny mpisafo raharahan’ny asa “Jereo manokana amin’izay ny momba anay”

Nisy ny fitakiana nataon’ny SAIT mba hametrahana ny sampandraharaha manokana sy matanjaka ary mafy orina hisahana ny sehatry ny asa,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Actualités.Fandoavan-ketra ataon’ny mpivarotra Tokony hisy ny tamberim-bidy sy fiahiana ara-tsosialy

Nandritra ny fitakiana nataon’ny Fikambanan’ny Mpivarotra Mitovy Fijery (FMMF) tetsy amin’ny Hotely Ny Railovy Andohan’Analakely no nanambaran’izy ireo ny rindran-daminy ny amin’ny resaka hetra aloa.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Actualités.BABY SHOPPING Ahitana kojakoja sy entana amin’ny vidiny mirary ho an’ny ankizy

Hotanterahina rahampitso sabotsy 09 jona etsy amin’ny Le pavé Antaninarenina indray ilay hetsika Baby Shopping adiany fahaenina, karakarain’ny Primababy. Hampiavaka ity hetsika ity raha araka ny

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Actualités.Fokonolona eny Analamahitsy Mangataka fanafoanana fampiadiana akoho

Manoloana ny tsy fandriampahalemana ateraky ny fisiana kianja fampiadiana akoholahy atao ao aminy eny Analamahitsy eny dia nanao fangatahana hitakiana ny hanafoanana io kianja io ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 08 Jona 2018
Actualités.Kaominina Ivato Nanaiky ny fandaminana ireo mpivarotra

Roso ny asa ! Samy nitaona ny entany, nibata ny trano hazony ary nandrava ny tsenany ireo mpivarotra omaly hahafahana miroso amin’ny fanorenana ny tsena vaovao.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 07 Jona 2018
Actualités.Minisiteran’ny tontolo iainana Fandraisana mpiasa 40 mampiahiahy

Nitrangana zavatra tsy nampoizina teo anivon’ny minisiteran’ny tontolo iainana tamin’ny alatsinainy lasa teo, fotoana nanaovan’ny praiminisitra teo aloha Solonandrasana Olivier fametraham-pialana.

Hamaky ny tohiny
FTT