Actualités

Sendika Mahaleotenan’ny mpisafo raharahan’ny asa “Jereo manokana amin’izay ny momba anay”


  • Zoma 08 Jona 2018

Nisy ny fitakiana nataon’ny SAIT mba hametrahana ny sampandraharaha manokana sy matanjaka ary mafy orina hisahana ny sehatry ny asa,

ny fampananana asa ary ny fiofanana arak’asa izay tantanin’ny teknisianina manana traikefa momba izany. Hatao izao mba ahafahana manatratra ny tanjon’ny fampandrosoana maharitra (ODD 8). Manantena ihany koa izy ireo amin’izao fananganana governemanta vaovao izao ny hijerena ny vahaolana maharitra amin’ireo olana sedrain’ny sampandraharaha misahana ny asa. Ankoatra izay, mitaky tsy misy hatak’andro izy ireo ny hamoahana ny tambin-karamany tsy voaray hatreto.

Tsiry

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT