- Alakamisy 14 Jona 2018
Actualités.Orinasa Fanalamanga Ara-dalàna tsara ny fanadihadiana ataonay, hoy ny Bianco
Manao fanamarihana ny Bianco fa manao fanadihadiana mahakasika raharaha kolikoly tokoa any amin’ny orinasa Fanalamanga –Moramanga amin’izao fotoana ary olona mihoatra ny folo no efa noraisina am-bavany tamin’izany.
Hamaky ny tohiny