• Talata 19 Jona 2018
Actualités.Antsirabe Renivohitra Niaina tao anaty haizina tanteraka

Toerana tsy mba iharan’ny Delestazy ny ao Antsirabe ao. Niaina tanteraka tao anaty haizina anefa ny iray tanàna nanomboka ny alahady 17 jona tamin’ny 11 ora ka hatramin’ny omaly alatsinainy 18 jona tolakandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Jona 2018
Actualités.Antananarivo antomotry ny fety Hanjakan’ny gaboraraka isan-taona

Raha tsikaritsika, isan-taona dia toy izao foana no iainana eto amin’ny renivohitr’i Gasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Actualités.Asa fivarotana vy Lasa bizina tena mandeha be

Lasa bizina be tena mandeha eto an-drenivohitra amin’izao ny varotra vy. Anisan’ny toerana tena ahitana azy ity ny etsy La Réunion kely Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Actualités.Fahasimban’ny tontolo iainana Ahiana ho tratry ny tany efitra avokoa manerana ny Nosy

Mahatratra 14 000 Ha ny tany efitra manerana an`i Madagasikara amin`izao fotoana ka ahiana ho tratry ny tany efitra avokoa manerana ny Nosy vokatry ny fahasimban’ny tontolo iainana.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 16 Jona 2018
Actualités.NODIMANDRY I JOE MIANDRISOA

Misaona ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety satria dia nodimandy halina teny amin’ny Hopitaly Beefelatanana i Joe Miandrisoa ,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Jona 2018
Actualités.Tsy namerina vola 3000 Ar Nokapainy famaky ny lohan-drainy

Tovolahy iray vao herotrerony no namono nahafaty ny rainy tany amin’ny kaominina Ambovomavo Marovoay vao tsy ela akory izay.

Hamaky ny tohiny
FTT