Misaona ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety satria dia nodimandy halina teny amin’ny Hopitaly Beefelatanana i Joe Miandrisoa ,
mpanao gazety teo anivon’ny Radio Madagasikara (RNM).Eny amin’ny trano fonenany eny Andoharanofotsy no nitondrana ny razana ary ho fantatra miandalana ihany ny fandaharam-potoana.Mirary fiononana feno ho an’ny Fianakavian’Itompokolahy.
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.