• Sabotsy 23 Jona 2018
Actualités.Halatra sonia Mampigadra enim-bola ka hatramin’ny roa taona

. Mafana tokoa ny fiainam-pirenena sy ny paikady politika ankehitriny hany ka misy hatramin’ny fanaparitahana kisarisarina fifanarahana politika miaraka amin’ny sonia hosoka.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Actualités.Paositra Malagasy Miasa fa tsy mitokona izany

Omaly zoma 22 jona no nanao hetsika lehibe tetsy amin’ny Tokontanin’ny Paositra Malagasy Alarobia ny mpiasa eo anivon’ny Paositra Malagasy.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Jona 2018
Actualités.Fako manomboka mivangongo Manomboka anio ny fanadiovana

Tsy misy toerana izay tsy ahitana fako mivangongo amin’izao eto Antananarivo Renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Actualités.Ivontoerana famongorana valala eto Madagasikara Maro ny dingana tsy maintsy arahina

Omaly no notanterahina tetsy amin’ny hotely Carlton Anosy ny famelabelarana momba ny valala. Fanetriben’ny firenena ny valala satria mamotika voly ana hektara maro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Actualités.Fikambanan`ny ben`ny tanàna an-dehibe Hametraka fepetra amin`izay ho Filoham-pirenena manaraka eo

Nifarana omaly ny fivoriana ara-potoana fahadimy nataon’ny fikambanan`ny ben`ny tanàna an-dehibe eto Madagasikara (AMGVM) tany Nosy-Be Hell Ville.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Jona 2018
Actualités.Faritra Anosy Anaty ambiasin’ny fety tanteraka, hoy ny lehiben’ny faritra

Na dia tsy tony tanteraka aza ny toe-draharaha ao amin’ireo kaominina 69 mandrafitra ny faritra Anosy dia nilaza ny lehiben’ny faritra any an-toerana fa efa manomboka voafehy ny tsy fandriampahalemana tao anatin’ny 4 taona izao.

Hamaky ny tohiny
FTT