Actualités

Faritra Anosy Anaty ambiasin’ny fety tanteraka, hoy ny lehiben’ny faritra


  • Zoma 22 Jona 2018

Na dia tsy tony tanteraka aza ny toe-draharaha ao amin’ireo kaominina 69 mandrafitra ny faritra Anosy dia nilaza ny lehiben’ny faritra any an-toerana fa efa manomboka voafehy ny tsy fandriampahalemana tao anatin’ny 4 taona izao.

 Nahay niara-niasa, hoy izy, ny vahoaka sy ny mpitandro ny filaminana ary ireo rafi-panjakana nahazoana izany vokatra izany. Efa anaty ambiasin’ny fety tanteraka kosa, hoy hatrany izy, ny mponina any an-toerana ary tena ao anatin’ny fanomanana ny fankalazana izay fahaleovantena izay mihitsy, indrindra, ireo renivohi-paritany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT