• Alakamisy 28 Jona 2018
Actualités.Minisiteran’ny Fitsarana Tompon’andraikitra maro no nosoloina

Anisan’ny nisongadina nandritra ny filankevitry ny minisitra notanterahana omaly alarobia 27 jona ankoatra ny toromarika isan-karazany avy amin’ny filoham-pirenena ny fanendrena mpiasam-panjakana ambony maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 28 Jona 2018
Actualités.Fakon’Antananarivo taorian’ny fety Nahafeno fiarabe 4 mahazaka 4 taonina

Fako sy loto no nameno ny tanàna taorian’ny fankalazana ny fetim-pirenena. Betsaka tamin’ireo mponina avy eny anivon’ny faritra manodidina no tonga namalifaly ny ankohonany teto an-dRenivohitra toy ny teny Analakely sy Anosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Actualités.Tafika Malagasy Natsangana ny Hery Vaovao

Mirongatra tanteraka ny asan-dahalo amin`izao fotoana ary mitombo isa hatrany izy ireo sady manana fitaovana avokoa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Actualités.Tondro ho an’ny fifamoivoizana Mametraka sy manavao ireo tondro ny CUA

Notanterahina nanomboka ny faran’ny volana mey ka hatramin’ity volana jona ity ny « marquage au sol » iandraiketan’ny Sampandraharaha misahana ny fitaterana sy ny fifamezivezena eto an-drenivohitra na DTMU (Direction des Transport et de la Mobilité Urbaine) eo anivon’ny fiadidiana ny tanànan’Antananarivo mba handrindrana ny fifamezivezen’ny mpandeha an-tongotra sy ireo fiara.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Jona 2018
Actualités.Essam El Hadary - Egypte Mbola nahatohana penalty teo amin’ny faha-45 taonany

Teo amin’ny faha-45 taona sy 161 andro niainany dia mbola nahatohana ny penalty azon’i Arabie Saoudite teo amin’ny 41’ ka nodakan’i Fahad Al-Muwallad ihany ilay mpiandry harato Egypsiana Essam El-Hadary nataon’ny “Pharaons”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 25 Jona 2018
Actualités.Mitombo hatrany ny fandresena Misokatra ny AAA Tiko sy MBS

Misokatra ny orinasa AAA Andranomanelatra amin’izao fotoana izao, ka fisaorana no atao antsika satria maro no nangataka ny fisokafany na teto an-kianja na tany anaty tambajotran-tserasera, hoy ny solombavambahoaka Hanitra Razafimanantsoa teny amin’ny Kianjan’ny 13 mey ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT