Actualités

Fakon’Antananarivo taorian’ny fety Nahafeno fiarabe 4 mahazaka 4 taonina


  • Alakamisy 28 Jona 2018

Fako sy loto no nameno ny tanàna taorian’ny fankalazana ny fetim-pirenena. Betsaka tamin’ireo mponina avy eny anivon’ny faritra manodidina no tonga namalifaly ny ankohonany teto an-dRenivohitra toy ny teny Analakely sy Anosy.

 

 

Ankoatry ny fanadiovana izay efa fanao isan-kerinandro dia nifampitaona sy niara-nientana tamin’ireo hery velona rehetra avy eo anivon’ny Boriboritany voalohany avokoa ireo mpiara-miasa rehetra avy ao amin’ny  Kaominina Antananarivo Renivohitra tamin’ny fanadiovana goavana izay nokarakarain’ny Boriboritany Voalohany omaly maraina na ilay hoe “Dio vita fety”. Araka ny nambaran’ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny CUA dia tena betsaka tokoa  ny loto izay noesorina nandritra ity hetsika goavana ity satria dia nahatratra sy nahafeno fiara be 4 izay mazaka 4 taonina ny fako  noesorina.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT