- Sabotsy 30 Jona 2018
Actualités.Sendikalista sy ny Praiminisitra Nifanasa vangy teny Tsimbazaza
Rehefa voalaza fa tsy nisy hetsika teny amin’ny kianjan’ny 13 mey omaly zoma 29 jona 2018 dia nanao rodobe nandalo naka vaovao mikasika ny LFR tety amin'ny lapan'ny Antenimieram-pirenena ireo sendikalista ma avy amin’ny ministera maromaro (Fampianarana, Fitaterarana ary Paositra sy fifandraisan-davitra).
Hamaky ny tohiny
