- Alakamisy 05 Jolay 2018
Actualités.Asa fanaovan-gazety Nodimandry i Lantomalala Rasata
Taorian’ny fahalasanan’i Maurice Tsihavonana sy Charles Andriantsitohaina dia misaona indray ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinyTaorian’ny fahalasanan’i Maurice Tsihavonana sy Charles Andriantsitohaina dia misaona indray ny tontolon’ny asa fanaovan-gazety.
Hamaky ny tohinyNifanjefo tamin’ny alalan’ny fifamaliana tora-bato sy baomba mandatsa-dranomaso indray ny mpianatry ny anjerimanontolo sy ny Emmo-reg omaly.
Hamaky ny tohinyRaha ny fihetsiky ny fitondram-panjakana ankehitriny aloha dia mbola tsy hita veroka ho vonona hamaha ny fitakiana sendikaly.
Hamaky ny tohinyMijanona sy vitavita ho azy ny raharaham-pitsarana lehibe amin’izao fotoana akaiky fifidianana izao. Tampina tanteraka ny daomy momba ny raharaha Claudine Razaimamonjy, efa nivalona ny dosie Antsakabary, tantara sisa ny raharaha Houcine Arfa sy ny karazana kolikoly tao amin’ny fitsarana toy ny fandorana taratasim-panadinana hidirana ho mpitsara sy mpiraki-draharaha …
Hamaky ny tohinyFamitahana sy fampiesonana vahoaka ve sa tena tsy fahamatorana amin’ny fomba fiasa noho ny fahataitairana fa dia re izao fa tsy mahavokatra herinaratra afa-tsy 4MW amin’ilay 20 MW nambara ilay toeram-pamokarana herinaratra lehibe amin’ny alalan’ny masoandro natsangana ao Ambohipihaonana Ambatolampy
Hamaky ny tohinySamy manana ny fitakiany ny mpampianatra mpikaroka (SECES), ny mpandraharaha ary ny mpianatra eo anivon’ny oniversiten’Antananarivo, fa eo ihany koa ny fitakiana itambarana.
Hamaky ny tohiny