- Zoma 06 Jolay 2018
Actualités.Findramam-bola eny amin’ny banky Mbola mampatahotra ny mpanjifa maro
Mbola mampatahotra ny mpanjifa maro ny findramam-bola eny amin’ny banky ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMbola mampatahotra ny mpanjifa maro ny findramam-bola eny amin’ny banky ankehitriny.
Hamaky ny tohinyMpitsara miisa 50 nahavita fianarana tao amin’ny Sekoly ambony manofana ho mpitsara sy mpiraki-draharahan’ny fitsarana na ny ENMG no havoaka anio, ka hanao fihanianana eo anatrehan’ny Fitsarana Tampony.
Hamaky ny tohinyMiteraka ahiahy ny momba ny fahefan’ny fitsarana Malagasy hoe afaka hanoatra eo amin’ny raharaham-pitsarana momba ireo teratany Frantsay ve manoloana ny famatsiana volabe hatrany amin’ny 5 tapitrisa Euros (19 miliara ariary eo) tsy haverina avy amin’ny AFD (Alliance Française de Développement).
Hamaky ny tohinyNotanterahana omaly tetsy amin’ny birao nasionaly misahana ny fisorohana sy fihatrehana ny loza eto amintsika na BNGRC etsy Antanimora ny fifanaovan-tsoniam-piaraha-miasan’ity rafitra ity sy ny rafitra iraisam-pirenena misahana izany na ny Medair.
Hamaky ny tohinyTsy nisy tanteraka na dia iray monja aza ny fiitakian’ireo sendika isan-karazany ka izao no nahatonga ny Randrambaon’ny Sendika (SSM) nanamafy omaly fa tanterahana anio alakamisy ny diaben’ny tolona sendikaly.
Hamaky ny tohinyNanolotra mari-pankasitrahana ireo mpitantana ny orinasa SOCOTA noho ny fandraisana andraikitra ataon’izy ireo amin’ny fiahiana ara-tsosialy ho an’ny mpiasa, ny tahirim-pirenena momba ny fiahiana ara-tsosialy (CNaPS) omaly ka tany Antsirabe no nanatanterahana ny lanonana.
Hamaky ny tohiny