- Sabotsy 07 Jolay 2018
Actualités.Mpitsara malagasy Nitombo 50 indray
Tontosa omaly zoma 6 jolay tetsy amin’ny fitsarana ambony Anosy ny fianianan’ireo mpitsara vaovao miisa 50 nivoaka teo anivon’ny sekoly ambony misahana ny ENMG.
Hamaky ny tohinyTontosa omaly zoma 6 jolay tetsy amin’ny fitsarana ambony Anosy ny fianianan’ireo mpitsara vaovao miisa 50 nivoaka teo anivon’ny sekoly ambony misahana ny ENMG.
Hamaky ny tohinyMbola vao ny ampahatelon’ireo tokony handoa hetra eto amintsika hatreto no fantatry ny foibem-pitantanana momba ny hetra. Tsy afaka ny hitady sy hikaroka ireo 2/3 ambiny ny tompon’andraikitra.
Hamaky ny tohinyMiteraka ahiahy ny momba ny fahefan’ny fitsarana Malagasy hoe afaka hanoatra eo amin’ny raharaham-pitsarana momba ireo teratany Frantsay ve manoloana ny famatsiana volabe hatrany amin’ny 5 tapitrisa Euros (19 miliara ariary eo) tsy haverina avy amin’ny AFD (Alliance Française de Développement) ?
Hamaky ny tohinyNialoha ny nialany tao an-tanàna fonenany fahavelony ka nanaterana azy tany amin’ny fasan-drazany any amin’ny faritra Manjakandriana dia notoloran’ny fitondram-panjakana ny mari-boninahitra « Chevalier de l’Ordre National Malagasy » Ramanandraibe Maurice Tsihavonana.
Hamaky ny tohinyMitohy hatrany ny hetsiky sy ny fitakian’ireo sendika maro manerana ny Nosy. Tsy misy valiny mahafa-po mihitsy azonay, hoy ireo avy ao amin’ny sendikan’ny fadin-tseranana sy ny hetra.
Hamaky ny tohinyNahatratra 1247 ny orinasa nitsangana tamin’ny taona 2017 saingy vitsy hatrany ny mpiasa raisina. 10 ka hatramin’ny 20 eo no raisin’ireny orinasa madinika sy salantsalany ireny.
Hamaky ny tohiny