- Alarobia 11 Jolay 2018
Actualités.Fitakiana ny “Iles Eparses “ Tokony hanaovana fitsapan-kevi-bahoaka ,hoy ny Pastera Mailhol
Tsy mihemotra intsony i pastera Mailhol kandida amin’ny fifidianana ho filoham-pirenena manoloana ny fitakiana ireo tangoronosy na “îles éparses” izay fananantsika Malagasy madiodio.
Hamaky ny tohiny
