- Talata 17 Jolay 2018
Actualités.Entan’ny Tiko tao Toamasina An-tapitrisany Euro norobain’ny fitondrana tetezamita
Nanamarika ny fanonganam-panjakana 2009 ny fandrobana ka anisan’izany ny fitaomana ny vary, lafarinina an’ny Tiko sy Mana an’i Marc Ravalomanana tao Toamasina ny 4 aprily hatramin’ny 31 aogositra 2009.
Hamaky ny tohiny