• Alarobia 25 Jolay 2018
Actualités.Lalao baolina kitra teny Talatavolonondry Nahatontosa ny fanambiny ny Tanora TIM

Notanterahina ny alahady 22 jolay 2018 lasa teo ny lalao famaranana taranja baolina kitra, nokarakarain'ny Tanora Tiako i Madagasikara (Jeune TIM) ao Talatavolonondry.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 24 Jolay 2018
Actualités.Antonio Sanchez-Benedito “Mila fitoniana i Madagasikara raha te handroso”

Omaly alatsinainy 23 jolay no natao tetsy amin’ny minisiteran’ny raharaham-bahiny Anosy ny lanonana fanaovam-beloma ny lehiben’ ny delegasion’ny vondrona eoropeanina eto Madagasikara, Antonio Sanchez-Benedito.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Actualités.Misaona indray ny fanaovan-gazety Lasa koa i Zo Rakotoseheno

Herinandro vitsy taorian’ny fodiamandrin’ireo Olobe miisa 2 teo amin’ny tontolon’ny fanaovan-gazety, Charles Andriatsitohaina sy Lantomalala Rasata, izay nialohavan’ny fahalasanan’ny mpanao gazety ara-panatanjahantena mbola tanora vao herotrerony, Rojo Andriatsarahoby,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Actualités.Minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra Ny fifampiresahana ihany no hahafahana mandroso, hoy ny SG vaovao

Tontosa ny zoma teo teny Antaninarenina ny fifamindram-pahefana teo amin’ny sekretera jeneraly vaovaon’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) Atoa Briand Andrianirina sy Ramatoa Roby Nadia, sekretera jeneraly teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Actualités.Toetr’andro Mbola hitohy hatramin’ny volana Aogositra ny hatsiaka

Tena miaina ao anatin’ny hatsiaka tanteraka isika ankehitriny. Misy mihitsy aza erika mifafy indraindray izay nambaran’ny sampana mpamantatra ny toetr’andro eny Ampandrianomby fa ivon’ny ririnina no mahatonga izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 23 Jolay 2018
Actualités.Fivarotana olona Lehilahy 4 voasambotra tany Ankazomiriotra

Lehilahy niisa 4 no nosamborina tao Ankazomiriotra any Andrefan’i Betafo ny 19 jolay 2018 teo noho ny resaka fivarotana olona.

Hamaky ny tohiny
FTT