• Alakamisy 26 Jolay 2018
Actualités.Fitakiana sy fitokonana Hihenjana sy hampiasa hery indray ny fanjakana

Miverina ny fandrangarangana hery sy famoretana ataon’ny fanjakana eo anatrehan’ny fitakiana sy fitokonana samihafa mbola misy eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Actualités.Asan’ny “médiateur” Tsy fantatry ny ankamaroan’ny Malagasy

Nahavita ny tatitra momba ny asa nataony ny taona 2017 ireo mpiahy ara-drariny (médiateur). Sampandraharaham-panjakana najoro araka ny didy hitsivolana mitondra ny laharana 92-012 tamin’ny 29 aprily 1992 ary manana andraikitra ny amin’ny fiarovana ny zon’ny isam-batan’olona ny mpiahy ara-drariny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Actualités.Antananarivo Avaradrano Nahazo fotodrafitr’asa vaovao 5

Mila mifanome tanana isika mba hahafahana manaisotra ny firenena amin’ny krizy niainana nandritra ny 50 taona, hoy ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina nandritra ny fitokanana ireo fotodrafitrasa fototra miisa 5 teny amin’ny distrikan’Antananarivo Avaradrano omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Actualités.Tsenan’Ambohidahy Ankadindramamy Nodiovina sy notondrahan’ny CUA fanafody

Tsy mikely soroka amin’ny asa fanadiovana sy fandaminana ny tanàna ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (CUA).

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 26 Jolay 2018
Actualités.Paikady amin’ny aroloza sy fampandrosoana Mila arindra tsara

Notanterahana tetsy amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny atrikasa nanamafisana ny fomba fiasa avy amin’ny fitondrana malagasy hanatsarana ny fisorohana sy fiatrehana ny loza any atsimon’ny nosy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 25 Jolay 2018
Actualités.Maitre Willy Razafinjatovo na Olala Miantso fifanatrehana amin’ny filohan’ny holafitra

Na “conseil de discipline” na “ commission de discipline”, izay hiantsoana azy, hoy ny mpisolovava, Willy Razafinjatovo na Olala dia tokony hisy fampahafantarana ny antony iantsoana izay hampanantsoina foana,

Hamaky ny tohiny
FTT