Actualités

Paikady amin’ny aroloza sy fampandrosoana Mila arindra tsara


  • Alakamisy 26 Jolay 2018

Notanterahana tetsy amin’ny hotely Panorama Andrainarivo ny atrikasa nanamafisana ny fomba fiasa avy amin’ny fitondrana malagasy hanatsarana ny fisorohana sy fiatrehana ny loza any atsimon’ny nosy.

 Araka ny fanazavana dia navondrona ny fomba fiasa ka nasaina avokoa ireo mpiantsehatra avy any atsimo sy ireo minisitera voakasika ao anatin’ny raharaha. Tsikaritra, hoy ny fanazavana, fa tsy dia hita loatra ny fifamenoan’ny ezaka fampandrosoana sy ny paikady ka anton’izao atrikasa izao mba hampifanindran-dalana ireo. Misy kaominina miisa 21 hatao laharam-pahamehana any atsimo ary hifarana anio moa ity atrikasa ity.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT