• Talata 31 Jolay 2018
Actualités.Toe-bolan’ny CUA Miha salama hatrany, hoy i Neny

Salama ary miha salama hatrany ny toe-bolan’ny Kaominina Antananarivo (CUA), hoy ny ben’ny tanànan’Antananarivo, Lalao Ravalomanana, omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny tanàna Analakely,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Jolay 2018
Actualités.Mpampianatra mitokona Tezitra amin’ny ataon’ny TVM

Nanatanteraka hetsika tetsy amin’ny ofisin’ny haino aman-jerim-panjakana (ORTM) tetsy Anosy ny mpampianatra mpitokona omaly. Nisy ny lainga sy famitahana nataon’ny TVM araka ny nambaran’izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 31 Jolay 2018
Actualités.Fikambanamben’ny vadintany sy mpanao lavanty Hanenjika ireo mpijirika sy mpangalatra sonia

Fanamby maro sy goavana no hapetraky ny filoha vaovaon’ny fikambanamben’ny vadintany sy mpanao lavanty eto Madagasikara manomboka izao, tarihin’ny maître Rasamimaka Mahefalahy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 30 Jolay 2018
Actualités.Akademia Miaramila Namoaka manamboninahitra sady nahazo fotodrafitrasa

Mpianatra ho manamboninahitra niisa 107, avy tamina andiany niisa 3 no indray navoakan’ny akademia Miaramila Antsirabe ny sabotsy teo dia ny andiany mivantana faha-39,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Actualités.Fanosoram-potaka amin’ny haino aman-jery Lasa fomba fiady politika

Lasa fomba fiady politika indray izao ny fanosoram-potaka sy famoahana vaovao tsy marina amin’ny haino aman-jery sy ireo tambajotran-tserasera isan-karazany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 28 Jolay 2018
Actualités.Sendikan`ny mpiasan`ny paositra Hatsaharo ny fanendrena

Nitaky ny fanatsaharana ny fanendrena na “nomination” ao amin`ny minisiteran'ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy Mirindra ny sendikan`ny mpiasa saingy tsy notanterahina.

Hamaky ny tohiny
FTT