Actualités

Fanosoram-potaka amin’ny haino aman-jery Lasa fomba fiady politika


  • Sabotsy 28 Jolay 2018

Lasa fomba fiady politika indray izao ny fanosoram-potaka sy famoahana vaovao tsy marina amin’ny haino aman-jery sy ireo tambajotran-tserasera isan-karazany.

Eo ihany koa ny fametahana peta-drindrina hosoka mba handotoana kandida iray. Na dia kandida tonga amin’ilay fitenin-jatovo hoe “nandra indrindra” aza ve dia halaim-panahy hanao izany sahady ? Misy kandida iray hafa koa, ohatra, aely fa efa nampanantena fa hanao izay haha miliardera ny Malagasy rehetra, hono. Hita ho maromaro ihany ny fahasahiranana miandry ny CENI atsy ho atsy raha izao no mitohy.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT