• Alatsinainy 06 Aogositra 2018
Actualités.Fanimbana ny Jirama tao Vavatenina Matahotra hisambotra ireo nahavanon-doza ny zandary

Tsy nitazam-potsiny noho ny fahazaran’ny olona manimba sy mandoro fananam-bahoaka isaky misy ny tsy mahafaly azy ireo ny Jirama Toamasina,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Aogositra 2018
Actualités.DJ Angelo Nodimandry rehefa narary am-bolana maro

Taitra avokoa ireo olona rehetra nahalala an’i Todizara Angelo fantatry ny maro amin’ny hoe DJ Angelo noho asa maha mpanentana azy amin’ireo trano fandihizana sy lanonana,

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 04 Aogositra 2018
Actualités.Mpandefa sy mpandray vola amin’ny finday Mifampisasaka amin’ireo mpandraharaha ireo mpanao “cash point”

Mihamitombo isa hatrany ireo olona misehatra amin’ny fandefasana sy fandraisana vola amin’ny alalan’ny finday amin’izao eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2018
Actualités.Maitre Willy Razafinjatovo na Olala Raharaha Claudine A&C no nampanantsoina azy

Taorian’ny 18 jolay teo dia nampanantsoina fanindroany teny amin’ny biraon’ny holafitry ny mpisolovava etsy Anosy indray omaly alakamisy 2 aogositra ny mpisolovava Willy Razafinjatovo na Olala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Aogositra 2018
Actualités.Mpilatsaka an-tsitrapo FJKM sy BNGRC Miara-miasa hiady amin’ny tondra-drano

Nisy ny fiofanana ho fiomanana sahady ny fiatrehana ny taom-pahavaratra sy ny rivodoza notanterahana teny amin’ny kaominina Ambanivohitra Ampanefy,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 02 Aogositra 2018
Actualités.Fanjakana Malagasy Mandany vola mividy fiara lafo

Nametraka fe-potoana ny praiminisitra ny amin’ny famerenana ny takelaka mena ho an’ny fiaram-panjakana rehetra izay nifarana ny sabotsy 28 jolay lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT