• Talata 21 Aogositra 2018
Actualités.Mpianatra Malagasy any indonezia Tsy tafody noho ny tapakila lany andro

Mpianatra Malagasy miisa dimy avy nanohy fianarana tany Indonezia no mihitsoka ao amin’ny seranam-piaramanidin’i Jakarta renivohitr’I Indonezia hatramin’ny alahady teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Aogositra 2018
Actualités.Tranon’ny fiadiadian’ny faritra Alaotra Mangoro Misy resaka tsy mazava ny fitantanana azy…

Samy gaga ireo rehetra nandalo teo amin’ny biraon’ny faritra Alaotra-Mangoro raha nahita olona niasa manamboatra ilay trano vao notokanana tsy ela akory izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2018
Actualités.Fitoriana an-dRajoelina Hapetraka amin’ity herinandro ity

Be dia be ireo porofo hoentinay eny anivon’ny fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana amin’ny alakamisy izao hahafahanay mitory ny filohan’ny tetezamita teo aloha, Andry Nirina Rajoelina, hoy ry zareo mpitarika ilay Hetsi-bahoaka ho an’ny Fanovana sy ny fanorenana Ifotony, tontosaina etsy Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aogositra 2018
Actualités.Sendikan’ny mpiasan’ny Kraoma Mangataka fihaonana maika amin’ny praiminisitra

Nanao fanambarana tetsy amin’ny SEndika KRIstianina Malagasy Behoririka ny sendika solontenan’ny mpiasa avy ao amin’ny orinasa Kraoma omaly alatsinainy 13 aogositra.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Aogositra 2018
Actualités.Faminaniana samihafa Sao dia famitaham-bahoaka sy fanasana atidoha ?

Nisy resaka faminaniana sy fahitana foana teo amin’ny tantaram-pirenen’i Madagasikara. Saika nisy foana ny hoe fisehoan’i jesoa kristy, fisehoan’i Masina Maria…

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 11 Aogositra 2018
Actualités.Fikambanan’ny sendika sy ny mpiasam-panjakana Malagasy Fitsapan-kevi-bahoaka aloha no tokony hatao

Tandindomin’doza ny firenena araka ny nambaran’ny fikambanan’ny sendika sy ny mpiasam-panjakana Malagasy (CSAEM) omaly tetsy amin’ny Trano Gasy Andrefan’Ambohijanahary.

Hamaky ny tohiny
FTT