- Alakamisy 30 Aogositra 2018
Actualités.Nitokona ho an’ny fanovana Mpiasan’ny ladoany 98 tapaka karama
Hanao grevy mandritra ny roa andro, ny 30 sy 31 aogositra ny mpiasan’ny fadintseranana ho fanehoana firaisankina amin’ireo naman’izy ireo miisa 98 tapaka karama, hoy i Andrianavalona Herizo, filohan'ny Sendikan'ny Mpiasan'ny fadintseranana na ny SEMPIDO.
Hamaky ny tohiny
