Actualités

Habibiana tetsy Imerintsiatosika Ontsa tanteraka izay nahita ilay kamboty kely


  • Alakamisy 30 Aogositra 2018

Notontosaina ny fandevenana ireo telo mianaka izay maty novonoin’ny jiolahy tetsy Imerintsiatosika ny alin’ny alahady nifoha ny alatsinainy 27 aogositra teo.

 

Tany Sandrandahy Fandriana no nandevenana azy ireo. Ontsa tanteraka ny olona nahita ilay zazalahikely akanga sisa nanamborana tamin’ity fianakaviana ity. Sendra niala sasatra tany amin’ny renibeny izy faraha tsy izany dia inoana fa maty niaraka tamin’ny fianakaviany tao koa. Nitondra ny sarin’izy telo mianaka ilay zazalahy tamin’ny fandevenana ary mainka koa nahontsa ny maro. Mitohy ny fanadihadiana mikasika ity raharaha ity ary efa nahatratra dimy ireo voasambotra.

Nangonin’i Jean D.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Actualités

  • Ady amin’ny kolikoly
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ara-tany goavana Andrasana ny

  • Lalàna mifehy
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

ny fampiasana ny teknolojia nokleary

  • FANOMPANA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

SY FANEVATEVANA NY PRRM

  • Farihin’Andranotapahana
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

  • HIRA ARA-PILAZANTSARA
  • Alakamisy 22 Oktobra 2026

Mpanakanto 20 mianadahy

  • Olona maro efa
  • Alarobia 21 Oktobra 2026

nosamborina tamin’ny afera sinoa 11

Hijery ny tohiny
FTT