- Alakamisy 06 Septambra 2018
Actualités.Vohilava- Mananjary Alain’ny Sinoa andro alina ny volamena
Tantara mitohy ny fitrandrahana volamena ataon’ny orinasa sinoa Mac Lai Sime Gianna (M.L.S.G.) ao Vohilava, Distrikan’i Mananjary.
Hamaky ny tohinyTantara mitohy ny fitrandrahana volamena ataon’ny orinasa sinoa Mac Lai Sime Gianna (M.L.S.G.) ao Vohilava, Distrikan’i Mananjary.
Hamaky ny tohinyNampahafantatra tetsy amin’ny birao fiasany etsy Ankadifotsy omaly ny mpisolovava Willy Razafinjatovo na Olala sy ny mpisolovava Jacques Randriambololona,
Hamaky ny tohinyManaitra ireo minisitera misahana ny fanajariana ny tany, ny fambolena ary koa ny rano sy fidiovana hijery ilay barazy sady tetezana lehibe lalovan'ny lakandranon’Andriantany izay efa mitriatra be sady efa mianjera ankehitriny ka tsy azo ianteherana intsony afaka volana vitsy raha sanatria tonga ny rivodoza.ny depiote
Hamaky ny tohinyNanindraindra ny tetikasa momba ny mpanao fanatanjahantena indray omaly no stratejia notontosain-dry zareo avy eo anivon’ny antoko politika Gasy Mifankatia (Gasy Mi) tetsy amin’ny foibeny etsy 67 ha.
Hamaky ny tohinyMihorohoro sy mitaintain-dava toy ny soabakaka ambodiriana ny mpiasan’ny haino aman-jerim-panjakana RNM sy TVM, indrindra ireo tompon’andraikitra ambonimbony, eo anatrehan’ny feo miely fa fanesorana izay mpiasa tsy akama.
Hamaky ny tohinyZazalahy kely vao teraka mbola miaraka amin’ny tadim-poitra no nisy nanary teo amoron-dalana tao Ambohipeno kaominina Amparafaravola.
Hamaky ny tohiny