Manaitra ireo minisitera misahana ny fanajariana ny tany, ny fambolena ary koa ny rano sy fidiovana hijery ilay barazy sady tetezana lehibe lalovan'ny lakandranon’Andriantany izay efa mitriatra be sady efa mianjera ankehitriny ka tsy azo ianteherana intsony afaka volana vitsy raha sanatria tonga ny rivodoza.ny depiote
Rasoanoromalala Horace, avy amin’ny antoko TIM, taorian’ny fidinany nijery ny olana fototra mianjady amin’ny mpamboly sy ny toerana hanorenana ilay “bassin” hampiasain'ny fokontany Amorona Boriborintany faha-6 izay ao anatin'ny CLD 2018 tamin’ny alahady 02 septambra 2018 teo. Tafididtra ao anatin’ny ezaka ho fampandrosoana an’ity Boroborintany faha-6 ity izao nimasoan’ity solombavambahoaka TIM ity izao.
Ntsoavina Evariste
Tia Tanindrazana
Samia mijoro ho an'i Gasikara.