• Alarobia 12 Septambra 2018
Actualités.Minisiteran’ny serasera Misavorovoro

Tokony ho notanterahina omaly ny fifamindram-pahefana teo amin’ny talen’ny kabinetra teo aloha, eo anivon’ny minisiteran’ny serasera sy ny fifandraisana amin’ny andrimpanjakana etsy Nanisana, Dr Dieudonné Rakotoaridina sy ny vaovao

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Septambra 2018
Actualités.Claudine Razaimamonjy Nafahana madiodio ?

Niteraka resabe nanomboka omaly hariva ilay famotsorana an-dRamatoa Razaimamonjy Claudine, voarohirohy noho ny resaka kolikoly ka taorian’ny fanadihadiana nataon’ny Bianco no nisamborana azy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Actualités.Tra-doza tetsy Mahamasina 20 mbola tsaboina ao amin’ny HJRA

Mbola mitana ny sain’ny maro ny loza vokatry ny fibosesehana hiditra ny kianjaben’i Mahamasina hijery ny lalao nifanandrinan’ny Barean’i Madagasikara sy ny Lion du Teranga Senegaley ny alahady 9 septambra teo,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Actualités.Mpanakanto niray tamin’ny olon-tiany Very ny solosaina, niparitaka ny rakitsary

Tsy mety fay ! Izay no azo hamintinana azy. Efa niaraha-nahita ny nahazo ny solombavambahoaka iray sy ny nahazo ny lehiben’ny faritra iray saingy dia mbola izao tsy malina izao hatrany koa ny sasany amin’ireo mpanakanto.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Actualités.Hery Rajaonarimampianina Manan-jo hijanona enim-bolana ao Iavoloha

Ny fametraham-pialany no vita fa izy tsy voatery handao ny lapa, izay sady toeram-ponenany miaraka amin’ny vava.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Septambra 2018
Actualités.Ambohipo Trano sy moto ary fiara rotiky ny afo

Toy ireny filma apôkalipsa ireny no nitranga teny amin’ny Cité Ambohipo -Boriborintany faha-2 Antananarivo ny misasakalin’ny alahady 9 septambra. Trano hazo nirehitra no nahamay fiara sy moto teny an-toerana tamin’io fotoana io.

Hamaky ny tohiny
FTT