- Alatsinainy 17 Septambra 2018
Actualités.Mitaraina ny tantsaha any Alaotra Tratry ny tsindrihazolenan’ny Fanalamanga…
Nijoro nanomboka ny volana aogositra 2017 ny Fikambanan’ny tantsaha faritra Alaotra.
Hamaky ny tohinyNijoro nanomboka ny volana aogositra 2017 ny Fikambanan’ny tantsaha faritra Alaotra.
Hamaky ny tohinyManoloana ny didy navoakan’ilay rafitra miady amin’ny kolikoly eto amintsika na ny PAC (Pole anti-corruption),
Hamaky ny tohinyNisy ny atrikasa niarahan’ny Sampan-draharaha miady amin’ny famotsiam-bola sy ny famatsiana asa fampihorohoroana (SAMIFIN) sy ireo mpiara-miombon’antoka tetsy amin’ny Hotely Le Louvre Antaninarenina omaly zoma 14 Septambra.
Hamaky ny tohinyFiara iray an’ny polisy, marika Toyota Yaris, takelaka mena, sady misy ireny “gyrophares” ary misy soratra “police” fa tsy nisy laharana no nitera-doza teny anoloan’ny La City Ivandry omaly takariva tokony ho tamin’ny 7 ora mahery kely teo.
Hamaky ny tohinyNoho ny fandalovan’ny sambo “Castilla” an’ny tafika an-dranomasin’i Espana dia nidina any an-toerana ny delegasiona iray notarihin’ny praiminisitra, Ntsay Christian omaly zoma 14 septambra.
Hamaky ny tohinyTsy maniry loza fa manangasanga any ny karazana gidragidra eto amin’ny firenena. Miakatra ny maripana politika ary mandeha ny karazana don-tandroka avy amin’ireo kandida filoha, indrindra fa ireo sokajiana ho vaventy.
Hamaky ny tohiny