• Talata 02 Oktobra 2018
Actualités.Fiantsoana fikomiana Nakatona ny “Fréquence Menabe” Morondava

Any Morondava omaly alatsinainy 1 oktobra ary nijery ny zava-misy marina any an-toerana ny filoham-panjakana Rivo Rakotovao narahana delegasionina mafonja avy amin’ny governemanta.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Oktobra 2018
Actualités.CNaPS Nosokafana ny Tendro any Ifanadiana

Ho fanalana ny fahasahiranan’ny mponina any Ifanadiana izay kaominina any amin’ny 423 km Atsimo Atsinanan’Antananarivo,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Actualités.Biraom-panjakana ao amin’ny faritra atsinanana Sady tsy ampy no tsy misy fitaovana informatika

Tsy misy fitaovana informatika na iray aza ireo birao fiasan’ny mpiasam-panjakana ao amin’ny faritra atsinanana. Fantatra io nandritry ny fitsidihan’ny minisitry ny asam-panjakana sy ny fampananan’asa, Holder Ramaholimasy na Pierre Holder, tany an-toerana ny zoma sy sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 01 Oktobra 2018
Actualités.Ambalavato Antsirabe Nirehitra ny fitahirizan-tsoliky ny Jirama

Nitrangana zava-doza indray ny tanànan’antsirabe ny alin’ny sabotsy 29 septambra 2018 lasa teo, tokony ho tamin’ny 7 ora sy sasany tany ho any.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Actualités.Gidragidra tany Morondava 1 maty , may ny biraon’ny zandary

Gidragidra ny tany Morondava omaly alakamisy 27 septambra noho ny fitarihana olona hikomy, niafara tamin’ny fandrobana. 10 volana lasa izay, nisy halatra omby niseho tany amin’ny kaominina Befasy.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 28 Septambra 2018
Actualités.Seranan-tsambon’i Toamasina Fiara, taratasy fanaovan-gazety atao lavanty

Andiany faharoa ny lavanty ataon’ny ladoany ao amin’ny seranan-tsambon’i Toamasina ny 8 oktobra izao, ka ireo entana tsy nisy naka sy tsy nisy mpamoaka tao anatin’ny 75 andro ireto hatao lavanty ireto.

Hamaky ny tohiny
FTT