• Alakamisy 18 Oktobra 2018
Actualités.Tantsaha sy mpanjono Fanorolahy any amin’ny faritra Vonona hampandany an’i Dada

Vonona hampandany an’i Dada amin’ny fifidianana amin’ny 7 novambra ho avy izao ireo tantsaha mpamboly sy mpiompy ary mpanjono Fanorolahy any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Actualités.Mpisandoka ho mpanao gazety Nisoloky minisitra teo aloha

Efa ela no nampikolay ireo mpanao gazety ny afitsoky ny tovolahy iray misandoka mpanao gazety amina onjam-peo iray tsy misy fampahalalam-baovao akory.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 17 Oktobra 2018
Actualités.Asa mendrika eto Madagasikara Fanatsarana no mbola tokony atao

Misy fifandraisana ny olana ara-toekaren’ny firenena sy ny sehatry ny asa. Ny fampandrosoan’ny fampananan’asa feno (plein emploi), ny fampananana asa mamokatra (emploi productif) ary ny fampananana asa mendrika dia hitarafana ny fahatanjahan’ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Actualités.Olom-panjakana manao propagandy Mampitandrina ny Praiminisitra

Namoaka fanambarana sy fampahatsiahivana ny Praiminisitra omaly 11 oktobra ny amin’ny tokony hanajana ireo voalazan’ny andininy faha-57 ny lalàna fehizoro 2018-008 mifehy ny ny fifidianana sy ny fitsapan-kevi-bahoaka,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Actualités.Fiovaovan’ny toetr’andro Mamotika ny sehatra fambolena

Tahaka ny mahazatra dia ankalazaina isan-taona ny herinandro mahakasika ny fiovaovan’ny toetr’andro. Anisan’ny nanamarika izany i Madagasikara omaly alakamisy 11 oktobra tetsy amin’ny lapan’ny tanàna Analakely niaraka tamin’ny Vondrona Eoropeanina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 12 Oktobra 2018
Actualités.Hetsika Biennale de Venise Sambany hanana solontena i Madagasikara

Ny mpanakanto Joel Andrianomeharisoa no sambany hisolotena an’i Madagasikara mandritra ilay hetsika « Biennale d’Art contemporain de Venise » hotontosaina mandritry ny volana novambra izao.

Hamaky ny tohiny
FTT