• Alakamisy 25 Oktobra 2018
Actualités.Sambo rendrika tany Marovoay Fatim-behivavy 3 no hita

Tafakatra telo hatramin’ny omaly hariva fotoana nanoratanay ny isan’ireo faty hita tany Marovoay nandritra ny faharendrehan’ilay sambo Amboara tany an-toerana ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Oktobra 2018
Actualités.Amnesty International « Ny 55%-n’ny voafonja eto Madagasikara no tsy mbola voatsara »

Omaly talata 23 oktobra tetsy amin’ny Hotel Carlton Anosy no navoakan’ny Amnesty International tamin’ny fomba ofisialy ny tatitra mahakasika ny fanadihadiana nataon’izy ireo mitondra ny lohateny hoe « Voasazy satria mahantra ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 23 Oktobra 2018
Actualités.Ady amin’ny fanandevozana Hodinihina etsy Anosy

Ny 25 oktobra izao no hotontosaina etsy amin’ny Carlton Anosy ny atrikasa handinihana ny fivoaran’ny ady amin’ny fanandevozana maoderina sy tsy fanajana zon’olombelona ary ny fampiasana zaza tsy ampy taona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Actualités.Fanapahana ala eto Madagasikara Arahi-maso amin’ny alalan’ny fampiasana teknolojia avo lenta

Noho ny fandrosoan’ny teknolojia dia maimaimpoana ny sary azo avy amin’ny zanabolana Landsat ary maro hatrany ny karazana sy antontam-baovao izay azo ao amin’ny tranonkala.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Actualités.Olona nitora-bato ny Barea Tsy mpianatra ary tsy mponina eny Vontovorona

Mitohy hatrany ny olana sedrain'ireo mpianatra eny amin'ny pôliteky Vontovorona.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 19 Oktobra 2018
Actualités.Fiatrehana ny fahavaratra Efa vonona ny APIPA na dia…

Tsy vita ny asa tokony ho natao isan-taona. Manarina tsikelikely ny tao anatin’ny 2 na 3 taona ny APIPA (Autorité pour la Protection contre les Inondations de la Plaine d’Antananarivo),

Hamaky ny tohiny
FTT