• Talata 06 Novambra 2018
Actualités.Fivorian’ny COMESA I Tarzan Ndremitsara no hitarika azy

Hotanterahina ny 7 ka hatramin’ny 9 novambra izao, izany hoe manomboka rahampitso, ny fivoriana momba ny varotra iraisan’ireo firenena mikambana ao anatin’ny rafitra iraisampirenena COMESA na ilay antsoina hoe “commerce transpontanière”.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 06 Novambra 2018
Actualités.Fanalana ny fakon’Antananarivo Nahazo fiarabe 16 sy baka 51 ny SAMVA

Omaly alatsinainy 5 novambra no naseho sy nampahafantarina tetsy amin’ny biraon’ny SAMVA (Société Autonome de Maintenance de la Ville d’Antananarivo) ny fisian’ny fiarabe sy baka handraofana fako ary ireo fitaovana maro hanodinana fako ho lasa zezika avy amin’ireo mpiara-miombon’antoka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Actualités.Fahasimban’ny tontolo iainana eto Madagasikara Ny fahantrana no tena antony

Ny fahantrana lalin’ny Malagasy no tena antony mahapotika isan’andro isan’andro ny tontolo iainana. 73% no miaina anatin’ny tsy fahampiana ary maherin’ny 80% ny any amin’ny tontolo ambanivohitra no miankina tanteraka amin’ireo zava-boary avy amin’ny tontolo iainana.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Novambra 2018
Actualités.Mialy Rajoelina Malok’endrika tampoka ny sabotsy teo

Maro no nahatsikaritra ny sabotsy hariva teo ny endri-dRamatoa Mialy Rajoelina, izay hita ho tena vinitra dia vinitra nandritra ilay fandaharan’ny haino aman-jerim-panjakana ka nampihaonana ireo kandida ho filoha 6, andiany farany.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2018
Actualités.Minisitry ny fitsarana “Tena tsy nety ny nataon’i Fanirisoa Ernaivo”

Hofoanana tanteraka ny fifaninanana farany teo na mikasika ny mpitsara na ny mpiraki-draharaha hidirana ao amin’ny sekoly ENMG, hoy ny minisitry ny fitsarana Harimisa Noro Vololona omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 03 Novambra 2018
Actualités.Minisiteran`ny Fitsarana Hanafaingana ny fitsarana ireo voafonja vonjimaika

Mahatratra 24 000 ireo gadra naiditra am-ponja vonjimaika, miandry ny fitsarana azy, manerana ireo fonja 82 misy eto Madagasikara raha ny antontan’isa navoaka farany. Mahakasika ny fitsarana an`ireo voafonja eto Madagasikara dia hisy paik`ady apetraka amin`ny fanatanterahana izany.

Hamaky ny tohiny
FTT