• Alarobia 14 Novambra 2018
Actualités.Sahotaka teny Analakely Baoritra roa, noheverina fa nisy baomba

Nikorontana ny teny Analakely manoloana ny tsangambaton-dRalaimongo sy ny manodidina omaly maraina tokony ho tamin’ny 8 ora.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Actualités.Orinasa afaka haba may teny Tanjombato Mpiambina iray no maty, olona 2.000 no mety ho very asa

Lehilahy iray teratany vahiny, lehiben’ny mpiambina ao amin’ny orinasa afaka haba OCM nirehitra ny alatsinainy alina teo no fantatra fa namoy ny ainy noho ny hasemporana nahazo azy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Actualités.Kandida Fanirisoa Ernaivo Naka fialan-tsasatra manokana tamin’ny fampielezan-kevitra

Nahemotra anio alarobia ny fandraisan’ny filan-kevi-panjakana ny antontan-taratasin’ny kandida Faniry Ernaivo taorian’ilay raharaha nifanandrinany tamin’ny mpitandro ny filaminana tetsy Mahamasina niaraka tamin’ireo kandida 25 isa hafa namany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Actualités.Vato 667 kg sy voamboana 16 tsy ara-dalàna Saron’ny mpitandro ny filaminana

Vato nilanja 667 kilao indray no saron’ny zandary teo anivon’ny BPR Vakinankaratra ny alatsinainy 12 novambra lasa teo, tao amin’ny sakana mahazatra tao Anjazafotsy-Betafo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 14 Novambra 2018
Actualités.Madagasikara Mba fantaro bebe kokoa

Hitondra hevitra vaovao ho anao, ho ahy ary ho antsika eo amin ny fampandrosoana anao, fampandrosoana ny ankohonanao ny fahafantarana an’izao zavatra voalaza manaraka eto izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Novambra 2018
Actualités.Riribe sy ny zanak’i Toamasina Mijoro miaro ny fanaratsiana an’i Mbola Rajaonah

Manoloana ny resaka navoaka an-gazety, nilazana tamin’iny herinandro lasa teo iny, fa mikononkonona ady an-trano ny mpandraharaha Malagasy malaza Mbola Rajaonah, dia mitsangana amin’ny fiarovana azy ankehitriny Atoa Rakotomalala Henri « Riribe »

Hamaky ny tohiny
FTT