• Alarobia 05 Desambra 2018
Actualités.Fampiasana fitaovam-piadiana amin`ny tsy fotoanany Tsy voaaron’ny lalàna mifehy azy ny mpitandro ny filaminana…

Anisan’ny nanamarika ny raharaha fikasihan-tanana mpisolovava teny Antanimena ny sabotsy lasa teo ny fanambanana basy nataon`ny mpitandro ny filaminana iray.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Actualités.Praiminisitra Ntsay Christian Mila vonjy…

Araka ny didy fanapahana D18 navoakan`ny Fitsarana avo momba ny lalàmpanorenana (HCC) dia ny praiminisitra lehiben`ny governemanta no tena mitantana ny raharahram-panjakana amin`izao na koa ny raharaham-pifidianana miaraka amin`ny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 05 Desambra 2018
Actualités.Fitsarana any Toamasina Afabaraka tanteraka ry Modjiz Hassan mianaka

Afabaraka tanteraka teo anatrehan’ny fitsarana tao Toamasina, Atoa Modjiz Hassan sy ny zanany raha nitory tsy nisy porofo mazava ilay olona nolazainy fa nikasi-tanana sy nanompa azy nandritra ny fotoam-bavaky ry zareo, volana maromaro lasa izay.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Actualités.Holafitry ny mpisolovava Mitaky ny fampiharana ny lalàna

Taorian`ilay raharaha fikasihan-tanana tamina mpisolovava iray tetsy Antanimena ny sabotsy lasa teo dia nanamafy hatrany ny holafitry ny mpisolovava fa tsy manaiky ary manameloka ny herisetra nahazo ny naman`izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Actualités.Centre sembana mijoro Ambohibao Morondava Mampianatra ireo sembana hahay mamaky teny sy manoratra

Tsy vesatry ny fiarahamonina velively ny olona manana fahasembanana fa afaka mandray anjara amin’ny fampandehanana ny fiainana andavanandro ihany koa, indrindra fa ny fampandrosoana ny firenena.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 04 Desambra 2018
Actualités.Fidarohana mpisolovava teny Antanimena Hiakatra fampanoavana anio ny raharaha

Omaly hariva no nataon’ny zandary fanadihadiana teny amin’ny hopitaly nisy azy ilay tovolahy iray nidaroka mpisolovava teny Antanimena mba hihanoana ny filazany ny zava-nitranga;

Hamaky ny tohiny
FTT