- Zoma 07 Desambra 2018
Actualités.Fifehezana ny teknolojia Ilaina ny fitazonana ny manampahaizana eto an-toerana
Tsy azo ihodivirana intsony ny fandrosoan’ny teknolojia manerantany, indrindra amin’izao andron’ny fanatontoloana izao.
Hamaky ny tohinyTsy azo ihodivirana intsony ny fandrosoan’ny teknolojia manerantany, indrindra amin’izao andron’ny fanatontoloana izao.
Hamaky ny tohinyMay ny alarobia alina lasa teo tokony ho tamin’ny 10 ora, ny tranon’ireo zazavavy zanaky ny zandary lavo am-perinasa, beazina ao amin’ny akany ao Arivonimamo.
Hamaky ny tohinyRaha tokony ho notontosaina omaly alarobia tamin’ny 2ora tolakandro tetsy amin’ny minisiteran’ny paositra sy ny fifandraisan-davitra ary ny fampivoarana ny haitao ara-kajy mirindra (MPTDN) ny fifamindram-pahefana tamin’ny Tale jeneraly teo aloha,
Hamaky ny tohinyNamaly ireo vaovao nivoaka an-gazety maro samihafa mikasika ilay raharaha famonoana mpisolovava nitranga teny Antanimena iny omaly ny kolonely Randriamanantena Pascal, lehiben’ny sampana misahana ny ady heloka bevava eo anivon’ny zandarimariam-pirenena Fiadanana.
Hamaky ny tohinyOlona miisa 230.000 hatreto no efa nahazo loka tamin’ilay lalao kapslinakà nokarakarain’ny zava-pisotro Fresh sy ny orinasa Telma tao anatin’ny roa volana.
Hamaky ny tohinyTaorian'ny fanadihadiana nataon'ny mpitsara mpanao famotorana dia tazonina vonjimaika eny Antanimora izy mirahalahy nidaroka ilay mpisolovava teny Antanimena ny sabotsy lasa teo taorian`ny fakana am-bava azy ireo.
Hamaky ny tohiny