• Alatsinainy 17 Desambra 2018
Actualités.Groupe VIDY VAROTRA Namaly fitia ireo zanaky ny mpiasa afa-panadinana

Toy ny fanaony isan-taona dia namaly fitia ireo zanaky ny mpiasa afa-panadinam-panjakana tamin’ity taona 2018 ny Vondron’orinasa Vidy Varotra tarihin’ny filoha tale jeneraliny Atoa Tahiana Razafinjoelina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2018
Actualités.Fitotongan’ny harena voajanahary malagasy Mila fanajariana tontolo iainana, hoy ny HEHM

Nambara tamin’ny fomba ofisialy tetsy amin’ny Cemes Betongolo ny zoma teo ny fitsanganana ara-panjakan’ny rafitra tsy miankina miaro ny tontolo iainana na ONG HEHM.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 17 Desambra 2018
Actualités.JCI Antananarivo Voafidy ny birao vaovao hitantana amin’ny taona 2019

Voafidy ny faran’ny herinandro teo ny birao vaovao hitantana eo anivon’ny fikambanana JCI Antananarivo mandritra io taona vaovao 2019 ho avy io.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 15 Desambra 2018
Actualités.Vondrona Eoropeanina-Madagasikara Tetikasa goavana no hatao amin’ny 2019

2 109,7 tapitrisa euros ny fitambaran` ny volan`ny Vondrona oropeanina tao anatin`ny tahiry eoropeanina momba ny fampandrosoana (FED) hatramin`izay nentina nanatsarana ny politika, ny toekarena ary ny sosialy ka hitohy ao anatin`ny dinika politika hatramin`ny taona 2020.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Desambra 2018
Actualités.Minisiteran`ny mponina Ambohijatovo Nitrangana korontana

Nahitana sorabaventy mirantiranty maneho ny fitakian`ireo mpiasa hita nanoloana ny minisiteran`ny mponina tetsy Ambohijatovo omaly. Anisan`ny fitakian`ireo mpiasa manana fifanarahana arakasa ao anatin`ny fotoana fohy (ECD) ny tombontsoa maro samihafa, ny fanefana karama ara-potoana, mitaky ny minisitera tsy ho fitaovana politika…

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Desambra 2018
Actualités.Foloalindahy Malagasy Tsy hanaiky fanakorontanana

Mangina tanteraka hatreto ny foloalindahy, hafa ny tamin’ny taona 2009. Amin`ny ankapobeny, sarotraho azy ireo aloha no hirona any amina loko politika, indrindra amin`izao ankatoky ny fifidianana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT