• Sabotsy 22 Desambra 2018
Actualités.Lalàna momba ny ady amin`ny famotsiam-bola Tsy maintsy lanian`ny parlemantera…

Omaly no no nandanian’ireo solombavambahoaka tonga nivory teto amin’ny Lapan’i Tsimbazaza ny fandaharam-potoana iasany amin’izao fivoriana tsy ara-potoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 22 Desambra 2018
Actualités.Ndondolah, Lucia, Melky Eny Itaosy no hamarana ny taona

Hetsika fahatelo, karakarain’i Dot Mario na ny Dokotera Marius Ratolojanahary, ny « Réveillon Saint Sylvestre 2018» hiarahana amin-dry Ndondolah sy Lucia ary Melky etsy amin’ny Espace Behenjy Itaosy, ny alin’ny 31 desambra izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Actualités.Sendikan’ny mpiasa Malagasy « Tongava mifidy ! »

Nofidian-dry zareo avy eo anivon’ny sendikan’ny mpiasa malagasy mihitsy iny omaly iny satria fiafaran’ny fampielezankevitra rahateo mba hanentanana ny vahoaka malagasy rehetra ho tonga hifidy rahampitso.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Actualités.Rivodoza KENANGA Tafiditra ao amin’ny ranomasimbe Indianina

Tafiditra ao amin’ny fari-dranomasina Indiana ny alahady lasa teo ilay rivodoza Kenanga niforona tany amin’ny fari-dranomasin’i Indonesiana. Any amin’ny 3.500 km Atsinanan’i Madagasikara no nisy ny foibeny omaly ary ahiana hivadika ho Tempête Tropicale Moderée izy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Actualités.Mbola maina ny tsenan’ny kilalao Ireo latsaky ny 15.000 Ar no tena be mpanontany

Mbola tena maina ny tsenan’ny kilalao amin’izao ankatoky ny fetin’ny Noely izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Desambra 2018
Actualités.Mpitandro ny filaminana nihoa-pefy Nandratra tovovavy 24 taona

Ny alin’ny zoma 14 desambra teo, tokony ho tamin’ny 10 ora alina, raha ny fitantaran’ny tompona toeram-pisotroana iray etsy Ambohipo, no nitrangana fanakorontanana nataona mpitandro ny filaminana maromaro, tokony ho 20 isa tao amina toeram-pisotroana iray.

Hamaky ny tohiny
FTT